|
|
|
|

Teny iditra1  marary ovana
Singan-teny  2  marary, ovana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  valaka sy malemilemy ny nofo aman-tsaina noho ny havizanana na eritreritra na tebiteby; tsy matanjaka, mitsingoana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16